
Tontosa soa aman-tsara ny Fivavahana Iraisam-pinoana izay niarahana tamin’ny FFKM, izay natrehin’ireo manampahefana sy tomponandraikitra ao an-toerana, notarihin’ny Lehiben’ny Faritra AnΓ΄sy, niaraka tamin’ny Lehiben’ny Fileovana, ny Ben’ny TanΓ nan’i Tolagnaro, ny Fitaleavam-paritra Misahana ny Fanavaozana AnΓ΄sy, ireo manamboninahitra sivily sy miaramila.