
Nanome voninahitra ny fotoana ireo tomponβandraikitra sivily sy miaramila, ny solontenanβny Faritra sy ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana, ary ireo Kristianina avy aminβireo Fiangonana efatra mirahavavy. Anisany nanatrika ny fotoana ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsimo Atsinanana Atoa Iotokarozy.