MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Nidina ifotony tany aminβny Distrika Andapa ny ekipanβny Minisitera misahana ny Fanavaozana (MCR), notarihinβny Tale Jeneralinβny Fikaonandoham-pirenena, Atoa RAHAJARY Tsialoninarivo, niaraka taminβny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ho anβny SAVA sy ireo mpiara-miasa aminy.