MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
21 Septambra 2026
Tontosa ny 21 Septambra 2026 ny fitsidihana ara-pomba fifanajana nataonβny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana ao amin’ny Faritra Analanjirofo, izay nisoloanβny Lehibenβny Sampandraharaha misahana ny Fandrindrana ny Fanavaozana tena, tao aminβny Lehibenβny Fileovana Maroantsetra.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena