
11 Aogositra 2026

Mahavelo Antsanitia โ Faritra Boeny

๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐

Notanterahin’ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta, Atoa Mamitiana Rajaonarison, niaraka tamin’ny :

Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maรฎtre Hanitra Razafimanantsoa

Minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rtoa Rajaonarison Sendra Nirina

ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Faritra Boeny
…ny ๐๐ข๐ญ๐จ๐ค๐๐ง๐๐ง๐ ๐จ๐๐ข๐ฌ๐ข๐๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ ๐
๐๐ง๐๐๐๐๐ณ๐๐ง๐ ๐
๐๐ก๐๐ซ๐จ๐ ๐๐๐ก๐๐ฏ๐๐ฅ๐จ ๐๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ง๐ข๐ญ๐ข๐, vokatry ny ezakin’ny mponina, indrindra ny AMADA (Association des Villageois Antsanitia).

Ny AMADA dia mpiara-miombon’antoka hatramin’ny 2009 amin’ny lafiny maro :

fananganana dispensaire

fananganana sekoly ambaratonga voalohany sy faharoa

Fiaraha-miasa miaraka amin’ny ADTIA sy ny VOI Taratra Antsanitia

๐
๐๐ง๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐๐๐๐ณ๐๐ง๐ : anisany ny fananganana ity Sekoly Fanabeazana Faharoa Mahavelo Antsanitia ity.
Nambara tamin’izany fa ho raisina ho mpiasam-panjakana ireo mpampianatra 7 miasa ao aminโny sekoly. Tanjona ny fanohanana ny fampandehanana ny sekoly sy ny fanatsarana ny kalitaonโny fampianarana.
Efa misy ao an-toerana koa ny sekoly Maternelle sy ny trano Ecobook.Nisy ny fanomezana seza sy latabatra avy amin’ny Fanjakana Malagasy.

Namaly ny fangatahan’ny AMADA ny Praiminisitra : ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ฏ๐๐??๐๐ ๐??๐๐๐??๐๐?? ๐๐??-๐??๐๐๐??๐??๐๐??๐๐??๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐.

๐๐๐ญ๐ข๐ค๐๐ฌ๐ ๐ก๐จ ๐๐ฏ๐ฒ :
Fananganana ยซย Lycรฉe Technique et Professionnelย ยป miompana amin’ny Fizahantany, ary CSB II ho fanatsarana ny fahasalamana.