πŸ“… 14 Aogositra 2026
πŸ“ Fiofio Mahajanga
πŸ›οΈ π…πˆπ“πŽπŠπ€ππ€ππ€ 𝐍𝐘 π„π…πˆπ“π‘π€ππŽ π…πˆπ€π’π€ππ€ π•π€πŽπ•π€πŽ – π…π’π­πšπ₯𝐞𝐚𝐯𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚𝐦-π›πšπ‘π¨πšπ€πš β€” π…πšπ«π’π­π«πš 𝐁𝐨𝐞𝐧𝐲
Natrehan’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena ary ny Minisitry ny Fampianarana Teknika ny lanonana.
πŸ“Œ Birao fiasana miisa 14 no tafiditra amin’izany – fotodrafitrasa manamafy ny fisian’ny Fanjakana eny ifotony sy ny fanatsarana ny tolotra ho an’ny vahoaka.
πŸŽ™οΈ Nambaran’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka fa Β Β» ny fotodrafitrasa vaovao dia mampitombo ny :
β–ͺ️ Fanamafisana ny fandriampahalemana sy ny fiarovana
β–ͺ️ Fanakaikezan’ny Polisim-pirenena amin’ny vahoaka
β–ͺ️ Fisorohana sy fiadiana amin’ny asan-jiolahy
β–ͺ️ Fandraisana andraikitra haingana amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany.
πŸ‡²πŸ‡¬ Filaminana sy fiarovana ho an’ny vahoaka β€” Fanjakana akaiky ny olom-pirenena.