π…πˆπ‡π€πŽππ€ππ€ πˆπ’π€πŒ-ππŽπ‹π€ππ€ ππ€π“π€πŽπ'πˆπ‘π„πŽ π’π€πŒππ€π-πƒπ‘π€π‡π€π‘π€π‡π€πŒ-ππ€ππ‰π€πŠπ€ππ€ πˆπ…πŽπ“πŽππ˜ (𝐒𝐓𝐃)

πŸ“†04 Aogositra 2026πŸ“Fianarantsoa -Faritra Matsiatra Ambony
πŸ“Notanterahina ny 04 Aogositra 2026 ny fihaonana isam-bolana niarahan’ireo Sampan-draharaham-panjakana Ifotony (STD) ao amin’ny Faritra Matsiatra Ambony.
β˜‘οΈπŸ€Ny fihaonana dia notarihin-dRamatoa Prefet sy ny Sekretera Jeneralin’ny Faritra Matsiatra Ambony, ary natrehin’ireo lehiben’ny sampan-draharaham-panjakana isan-tsokajiny, anisan’izany ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana Rtoa Razanamahefa Stella.
Ity fihaonana ity izay sehatra iray ahafahan’ireo sampan-draharaham-panjakana mifampizara vaovao, mandrindra ny asa ary manamafy ny fiaraha-miasa ho fanatsarana ny asa fanompoam-bahoaka sy ny fampandrosoana ny FaritraπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena