πŸ“… 16 Septambra 2026 | πŸ“Mahajanga- Faritra Boeny
πŸ‡²πŸ‡¬ π…πˆπ‡π€πŽππ€ππ€ π‡πŽ π…π€ππ€πŒπ€π…πˆπ’π€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ€π‘π€π‡π€-πŒπˆπ€π’π€ π„πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…π€π‘πˆπ“π‘π€ ππŽπ„ππ˜ π’π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€ππ€ πŒπˆπ’π€π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππ€π•π€πŽπ™π€ππ€ ππŽπ„ππ˜
🀝 Nisy ny fihaonana teo amin’ny Fitaleavam-paritra misahana ny Fanavaozana eto Boeny sy ny Sampan-draharaha misahana ny Fanavaozana sy ny Fiaraha-miasa ao amin’ny Faritra Boeny, izay notarihin’ny Lehiben’ny Faritra Boeny sy ny Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Boeny Atoa Razafindrakoto Tojo.
🎯 Nifantoka tamin’ny fampitoviana ny fomba fijery sy ny fomba fiasa ny fihaonana, mba hanamafisana ny fiaraha-miasa sy ny fandrindrana ireo hetsika mifandraika amin’ny Fanavaozana.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena