MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Alakamisy 08 Oktobra 2026
ππ¬π π§ππππ¨:
– Nandinihana ny anjara toeranβny rindran-damina nentim-paharazana Malagasy aminβny fanarenana ny Repoblika.
– Nifanakalozan-kevitra ny momba ny soatoavina maha-Faritra anβi Fitovinany.
– Nandinihana taminβny alalanβny asa isam-bondrona ny lafiny ara-tantara, jeografia, fampandrosoana ary politika.
– Natsangana ny komity mpandravona ireo antontan-kevitra voaangona.
– Voangona ireo hevitra sy tolo-kevitra avy aminβireo Raiamandreny Ara-drazana.
– Voarindra ireo antontan-kevitra hoenti-manangana ny boky mirakitra ny voka-pifampidinihana.
– Voaomana ny fototry ny fandraisanβanjaranβny solontenanβi Fitovinany aminβny Fihaonam-benβny Raiamandreny Ara-drazana any Ihosy.
– Manamafy ny lanjanβny soatoavina sy ny rafitra nentim-paharazana Malagasy aminβny fanarenana ny firenena.
– Mampiroborobo ny firaisankina sy ny fifampidinihana eo aminβireo Raiamandreny Ara-drazana.
– Manampy aminβny fandrafetana antontan-kevitra mirakitra ny maha-izy azy sy ny soatoavina mampiavaka anβi Fitovinany.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena