MCR
Ministère Chargé de la Refondation
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Vao tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy ny marainan’ny Sabotsy, dia nanatanteraka ny asa aman-draharaha niandraiketany avy hatrany ny πππ₯ππ¦-π©ππ«π’ππ«a misahana π§π² π
ππ§ππ―ππ¨π³ππ§π (πππ) ππ¨ πππ§πππ, ππ§ππ«π’ππ¦πππ¨π πππ§ππ’π―π¨ ππ¨π ππ«, miaraka amin’ny ekipany.