πŸ“06 Septambra 2026
πŸ‡²πŸ‡¬ π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€ππƒπ‘πŽπ˜ | π…πŽπ“πŽπ€πŒ-ππˆπ•π€π•π€π‡π€ππ€ πˆπ‘π€πˆπ’π€πŒ-ππˆππŽπ€ππ€ π‡πŽ π€πβ€™ππ˜ π…πˆπŠπ€πŽππ€ππƒπŽπ‡π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€
πŸ™ Nanatanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tao Ambovombe ny FFKM ao amin’ny Faritra Androy, ho fangataham-pitahiana sy fahombiazana amin’ny fanatanterahana ny Fikaonandoham-pirenena.
🀝 Anisany tonga nanatrika izany ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Androy Atoa Miha Jaonasitera, izay nanentana ny rehetra hanome tantsoroka miaraka amin’ny Minisitera sy ny FFKM amin’ny fanatanterahana ny fikaonandoha.
πŸ“’ Fotoana izay nitondrana fanentanana ny vahoaka handray anjara mavitrika amin’ny dingana rehetra amin’ny Fikaonandoham-pirenena.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena