๐…๐€๐๐„๐๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐Š๐€๐-๐Š๐„๐•๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐„๐๐˜ ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐๐˜

๐Ÿ“…06 Aogositra 2026๐Ÿ“ Ampasimbe Manantsatrana โ€“ Distrikanโ€™i Fenoarivo Atsinanana
Notanterahina ny 06 Aogositra 2026 ny fanentanana ireo tomponโ€™andraikitra ao aminโ€™ny Kaominina Ambanivohitrโ€™i Ampasimbe Manantsatrana, notarihin-dRamatoa Talem-paritra misahana ny Fanavaozana Analanjirofo, ANDRIANANDRAINA Aldine, niaraka taminโ€™ireo mpiara-miasa aminy. Nohazavaina taminโ€™izany ny tanjona sy ny lanjanโ€™ny Fakan-kevitra nasionaly, izay andraisanโ€™ny olom-pirenena rehetra anjara ary hotarihinโ€™ny FFKM.
โœ… Nahatakatra bebe kokoa ny andraikiny ireo tomponโ€™andraikitra ary vonona hampita ny hafatra any aminโ€™ireo Fokontany iadidiany.๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena