
Tonga tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambonaivo ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atoa Miha Jaonasitera, niaraka tamin’ny Talen’ny Kabinetra ny Faritra sy ny Mpandrindram-paritra ny FFM Androy, nanatanteraka fanentanana sy fifanakalozan-kevitra tamin’ny vahoaka.