Passer au contenu
ActualitΓ©s
le Ministère
Le Ministre
Staff
Organigramme
Documentation
Conseil des Ministres
CONTACT
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
ActualitΓ©s
le Ministère
Le Ministre
Staff
Organigramme
Documentation
Conseil des Ministres
CONTACT
MCR
Ministère Chargé de la Refondation
Menu
02 – 04 oktobra 2026
Kianjan’ny Demokrasia Ambohijatovo
π ππππππππππ : πππππππππ ππ ππππ-ππππππππ ππ ππππ’ππ « πππππππ πππππππΒ Β»
Mandray anjara amin’ny « Village CitoyenΒ Β» ny Minisitera misahana ny Fanavaozana.
TanΓ na ho an’ny olom-pirenena, ho an’ny demokrasia, toerana velona fihaonana sy fifampiresahana misokatra ho an’ny rehetra.
Hita ao : fampirantiana sary sy horonan-tsary momba ny Tolona tamin’ny septambra 2025, lampihazo misokatra miaraka amin’ny mpanakanto GenZ, ary « CafΓ©s-DΓ©batsΒ Β».
Ny tranohevan’ny Minisitera dia hahafahanao :
Mahafantatra ny dingan’ny Fanavaozana sy ny andraikitry ny Minisitera eo amin’ny fiainam-pirenena ;
Mifampiresaka mivantana amin’ny ekipan’ny Minisitera ;
Mizara ny hevitrao, ny fanantenanao ary ny tolo-kevitrao ho an’ny Fanavaozana.
Ity hetsika ity koa dia atao fakan-kevitra avy amin’ny olom-pirenena mikasika ny Fanavaozana tena ilaina eto amin’ny firenena.
Ny Fanavaozana dia iombonana.
Tongava maro !
#MCR
#Fifanajana
#FiarahaMientana
#FanoloranTena
#VillageCitoyen
#Ambohijatovo
#Tolona