๐…๐€๐๐€๐“๐’๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐Ž๐Œ๐๐€ ๐…๐ˆ๐€๐’๐€ ๐„๐๐˜ ๐ˆ๐…๐Ž๐“๐Ž๐๐˜ ๐‡๐Ž ๐…๐€๐๐€๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐๐†๐„-๐‘ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐๐Œ๐Ž
๐‘ณ๐’‚๐’‘๐’‚๐’’๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’
[๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚-01 ๐’๐’Œ๐’•๐’๐’ƒ๐’“๐’‚ 2026]
Taorianโ€™ny nandraisanโ€™ny Filohanโ€™ny Fanavaozana azy ireo teny aminโ€™ny Lapam-panjakana Iavoloha, dia noraisinโ€™ny Praiminisitra, Lehibenโ€™ny Governemanta, niaraka taminโ€™ny Minisitry ny Atitany, tao Mahazoarivo ireo Lehibenโ€™ny Faritra 24 sy ireo tomponโ€™andraikitry ny Distrika.
Nifantoka taminโ€™ny fanatsarana sy fampifanarahana ny fomba fiasa eny ifotony ny dinika, mba hahafahana manatanteraka aminโ€™ny fomba mahomby ireo toromarika napetraky ny Filohanโ€™ny Fanavaozana, aminโ€™ny alalanโ€™ny Politika Ankapobenโ€™ny Fanjakana ho anโ€™ny Fanavaozana (PGE-R) sy ny Programme de Mise en ล’uvre (PMO).
Fotoana ihany koa izany nihainoana ireo olana, hetaheta ary soso-kevitra avy aminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra eny ifotony. Nanamafy ny Praiminisitra fa hodinihina ireo lafin-javatra mila fanitsiana, ho fanatsarana ny fandrindrana, ny fiaraha-miasa ary ny fahombiazanโ€™ny fitantanan-draharaham-panjakana manerana ny Nosy.
๐—ก๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ