22 Septambra 2026
๐Ÿ“ Faritra Itasy
๐…๐€๐๐€๐๐†๐€๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐‚๐จ๐ฆ๐ข๐ญ๐žฬ ๐’๐Ž๐ซ๐ข๐ž๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ž๐ญ ๐’๐„๐ฏ๐š๐ฅ๐ฎ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง (๐‚๐Ž๐„) ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐‘๐Ž๐•๐€๐๐€ ๐€๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐ˆ๐“๐€๐’๐˜
โœ… Nisy ny dinika niarahana tamin’ireo vondron’olona ifotony (VOI) sy ny tompon’andraikim-panjakana eo anivon’ny faritra itasy, mahakasika ny Faritra arovana na ny ala tapia ao amin’ny kaominina Arivonimamo II sy Miarinarivo II.
โœ… Nandray anjara ary anisan’ny mpikambana komity amin’izany ny Talem-Paritra misahana ny Fanavaozana Itasy Rtoa Ranarivao Sitraka , satria lalan-tsain’ny Fanavaozana ny hametraka lova tena ho lovainjafy ary fotoana izao hirosoana amin’ny fametrahana ny Ala Tapia ho faritra arovana izany.
โœ… Velaran-tany 1.371ha no voakasik’izany ao amin’ny kaominina Arivonimamo II, ary 625ha kosa ho an’i Miarinarivo II.
โœ…Tafatsangana tao anatin’izany ny Comitรฉ d’Orientation et d’Evaluation na COE izay mpanara-maso ny fanatanterahana ny asa eny anivon’ny faritra arovana. Ka anisany paikady entina fampiroboroboina ny velon-tenan’ireo vondron’olona ifotony ny fampandraisana anjara an’izy ireo amin’ny fitantanana ny faritra arovana.
โœ…Tanjona arak’izany ny mba hiarovana ireo ala Tapia izay misy ato anatin’ny faritra itasy sy hampifandanja ny tontolo iainana sy ny filร n’ny mponina eny ifotony.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena