πŸ“… 16 Septambra 2026 πŸ“ Mandoto sy Ankazomiriotra – Faritra Vakinankaratra
πŸ‡²πŸ‡¬ π…π€ππ€πŒπ€π…πˆπ’π€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ π’π˜ 𝐅𝐀𝐍𝐄𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 πŒπŽπŒππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπŠπ€πŽππ€ππƒπŽπ‡π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€
🏫 Tao amin’ny EPP Mandoto, nihaona tamin’ireo talen-tsekoly miisa 32 avy amin’ny sekolim-panjakana sy tsy miankina ao amin’ny ZAP Mandoto sy Maromandray ny ekipan’ny Fanavaozana.
Nandritra izany no nanazavana ny fisian’ny MCR sy ny DRR Vakinankaratra, ny andraikitra sahanin’izy ireo, ary ny momba ny Fikaonandoham-pirenena iarahana amin’ny FFKM. Nampirisihina ireo talen-tsekoly handray anjara mavitrika sy hanentana ny mpiara-miasa aminy eny anivon’ny sekoly.
🏀Tao amin’ny Kaominina Ankazimiriotra , dia nisy ny fifampidinihana niarahana tamin’ireo tompon’andraikim-panjakana tao an-toerana niresahana momba ny :
πŸ”Ή Fampahafantarana ny Fikaonandoham-pirenena sy ny fizotrany. πŸ”Ή Fiaraha-miasa amin’ny fanentanana sy fanangonana ny mponina.
πŸ”Ή Fikarohana paikady hanamafisana ny fandraisan’anjaran’ny vahoaka, mialoha sy mandritra ny Fikaonandoham-pirenena.