22 Septambra 2026 | πŸ“ Ambositra – Faritra Amoron’i Mania
πŸ€π…π€πŒπ„π“π‘π€π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€π‹π„πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π€ πŒπˆπ’π€π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π…π€ππ€π•π€πŽπ™π€ππ€ π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€
Notanterahina tao Ambositra ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Raherintsalama AndrΓ© Berthieu ho Talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Amoron’i Mania.
πŸ‘₯ Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Mpandrindra Ankapobe sy ny Mpanolotsaina Teknika avy amin’ny Minisitera. Nanatrika koa ny Lehiben’ny Fileovana, ny Lehiben’ny Faritra, ny Ben’ny TanΓ na ary ireo tompon’andraikim-panjakana ambony ao an-toerana.
πŸŽ™οΈ Nisolo tena ny Minisitra, Andriamatoa Randriamandimbisoa Felix, Mpanolotsaina Teknika, nanambara fa anisan’ny iraka 6 iandraiketan’ny Minisitera ny fanomezana tantsoroka ara-kevitra sy ara-teknika amin’ny Fikaonandoham-pirenena.
πŸ”Ή Notsindriany manokana ny fanavaozana ny asam-panjakana, ny fanohanana ny fifanakalozan-kevitra momba ny Fanavaozana, ary ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka.
πŸ—£οΈ Nohamafisiny fa zava-dehibe ny fihainoana ny feon’ny vahoaka sy ny fampandraisana anjara azy amin’ny dingana fanavaozana, mba hananana Fanjakana vonona, mandray andraikitra ary mamaly ny filΓ n’ny vahoaka.