πŸŽπŸ– π¨π€π­π¨π›π«πš πŸπŸŽπŸπŸ” – πŸ“ π€π§π€πžπ«πšπ§πš
πŸ‡²πŸ‡¬ π€π­π«π’π€πšπ¬πš 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐟𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πƒπ«πšπŸπ’π­π«’𝐚𝐬𝐚 𝐍𝐚𝐬𝐒𝐨𝐧𝐚π₯𝐲 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 π…π’πšπ«πšπ‘πš-𝐦𝐒𝐨𝐦𝐛𝐨𝐧’𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 π†π¨π―πžπ«π§πžπ¦πšπ§π­πš 𝐌𝐒𝐬𝐨𝐀𝐚𝐭𝐫𝐚 (πŽπ†π)
🟒 Nosokafana androany ny atrikasa, niarahana tamin’ny DPMEP (Direction du Pacte Moral et de l’Ethique Publique) – Fitaleavana misahana ny 𝐝𝐒𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐑𝐚𝐬𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚𝐦-π›πšπ‘π¨πšπ€πš ao amin’ny Minisitera misahana ny Fanavaozana, ireo Fiarahamonim-pirenena ary ireo solontena avy amin’ny minisitera samihafa.
🀝 Nosokafan’ny 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐒𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš, 𝐌𝐞 π‡πšπ§π’π­π«πš π‘πšπ³πšπŸπ’π¦πšπ§πšπ§π­π¬π¨πš, ny fotoana teo anatrehan’ny Ambasadaoron’ny Alemana, Oliver Knoerich.
πŸ’¬ Nasongadin’ny Minisitra ny maha-zava-dehibe ny Fifanarahana ara-moraly amin’ny famerenana ny fitokisan’ny vahoaka amin’ny fitantanana, ary niantso ny tsirairay hifanome tanana izy amin’ny fanatanterahana izany.
πŸ‡©πŸ‡ͺ Dingana vaovao sy manan-danja ho an’i Madagasikara ity fanomanana ity, hoy ny Ambasadaoro, ary nanamafy ny fahavononan’i Alemana, amin’ny alalan’ny GIZ, hanohana an’i Madagasikara amin’ny firosoany ho mpikambana ao amin’ny Fiaraha-miasa Iraisam-pirenena ho an’ny Governemanta Misokatra (OGP) izy.
✍️ Nosoniavina ihany koa ny fifanarahana fiaraha-miasa ho fanomanana ny Drafitra Nasionaly, dingana lehibe mba hahafahan’i Madagasikara miditra ao amin’ny OGP amin’ny taona 2027.
πŸ“Œ Mandritra ny roa andro (08 sy 09 Oktobra), hifantoka amin’ny fahazoana antontan-kevitra, ny fangaraharan’ny fitantanana, ny fandraisan’anjaran’ny olom-pirenena ary ny fanambarana ny fananana ny atrikasa.
✊ Fitantanana mangarahara sy tompon’andraikitra, ho famerenana ny fitokisan’ny vahoaka.