๐Ÿ“… Zoma 28 Aogositra 2026
๐Ÿ“ Faritra Androy
๐Ÿ”ต ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐˜ : ๐…๐ข๐ก๐š๐จ๐ง๐š๐ฆ๐›๐ž ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐“๐ž๐ญ๐ข๐›๐จ๐ฅ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š
Nandray anjara taminโ€™ny Fihaonambe momba ny Tetibola nokarakarainโ€™ny Fitaleavam-paritry ny Tetibola sy Fitantanam-bola Androy ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Androy Atoa Miha Jaonasitera, niaraka taminโ€™ireo STD sy CTD ao aminโ€™ny Faritra.
๐Ÿ‘‰ Nifantoka taminโ€™ny fomba fiasa vaovao aminโ€™ny famolavolana ny Tetibolam-panjakana (LFI) 2027 sy ny fitsinjarana izany araka ny filร na sy laharam-pahamehana napetraky ny Faritra.
๐Ÿ’ฐ Nasiana lanja manokana ihany koa ny Fandaharanasa Fampiasam-bolam-panjakana (PIP), izay fitaovana lehibe entina manohana ny fampandrosoana sy mamaly ny filร nโ€™ny Faritra.
# MCR # Fanavaozana
# Fifanajana
# Fiarahamientana
# Fanolorantena