
Tonga tao Ambovombe, renivohitry ny Faritra Androy, ny Fitondrana Foibenβny BNGRC, notroninβny PrΓ©fet-nβAmbovombe, ireo Talem-paritra, ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Androy Atoa Miha Jaonasitera, nanatanteraka fiofanana momba ny paikady famatsiam-bola hoenti-miatrika ny loza manambana sy ny loza voajanahary.